Entry | 1 vonton-ketsa |
Elementary words | 2 vontona, ketsa |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 eo am-paharevoana indrindra amin' ny fanetsana, izany hoe: tsy lasa aloha na tratra aoriana fa eo afovoany [1.1] |
Explanations in French |
5 (de vontona ou vontony : ce qui est au milieu ; et ketsa : le repiquage du riz). Milieu de la saison où l'on repique du riz. [Merina]
[1.196] |
Vocabulary |
6 Botany |
Updated on 2023/10/17 |