Entry (1/2) | 1 vontona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1#1046] Enti-milaza ny afovoany amin' ny zavatra telo milahatra: ny antenatenany, toy ny ambainy faharoa izany amin' ny lamba telo ambainy, ny zanak' andro faharoa amin' ireo renivintana mibaby andro telo: vavany -- vontony -- vodiny: Vonton' alahamady. |
Examples |
4 vonton' Alahamady ny vintsy [2.69#211] 5 ireo no atao faditra, dia vonoina ny omby tsara vontona [2.857] 6 Tsitoha ianao, hoy ilay lahiantitra anankiray efa vontom-pinoan'ny Misionera [2.895#176] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 12 vontona |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in French |
14 [1.196] (de vonto : enflé, gonflé). Adansonia digitata L. (Malvaceae) [Sakalava]
|
Vocabulary |
15 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/21 |