Entry (1/2) | 1 zakarandahy |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Botany |
Examples |
4 Novoleko ahitra ny tokotany fa teo no nijoalajoala ilay zakarandahy lehibe nahafinaritra nanome endrika ny tanàna. [2.356] |
Other spellings | 5 zakarandaha |
Entry (2/2) | 6 Zakarandahy |
Part of speech | 7 name (pseudonym) |
Vocabulary |
8 Literature: authors |
Explanations in French |
9 Samuël Rajaobelison [1.11] |
Examples |
10 Samuel Rajaobelison - na zakarandahy eo amin'ny fanoratana, teraka tamin' ny 25 septambra 1915 - dia anisan'ny poety manana ny toetrany manokana: mahay mamorona sy mampisy ny tsy misy ary mampiseho izany amin' ny sary mova tsy ny vita hosodoko; [2.314#10] |
Tables and plates |
11 Pseudonyms 12 Pseudonyms of Malagasy writers |
Anagrams | 13 Zakarandahy, zakarandahy, Zakarandahy, zakarandahy |
Updated on 2023/02/20 |