|
|
|
|

Entry1  Rajaobelison Samuël
Elementary words  2  Rajaobelison, Samuël
Part of speech  3  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [3.1] Rajaobelison Samuël (1915-) (Zakarandahy)
5  [2.314] Samuël Rajaobelison - na Zakarandahy eo amin'ny fanoratana, teraka tamin' ny 25 septambra 1915 - dia anisan'ny poety manana ny toetrany manokana: mahay mamorona sy mampisy ny tsy misy ary mampiseho izany amin' ny sary mova tsy ny vita hosodoko; ny mahagaga anefa dia tsy mba manao tàhaka ny ankamaroan'ny poety izy, izany hoe manatsoaka aingam-panahy avy amin' ny zavatra asehony "toa teo ", fa avelany ho anjaran'ny mpamaky izany.
Vocabulary  6  Literature: authors
Literary works  7  Mpanjono
8  Mpikororoka ampombo
9  Ralaikamboty
10  Voninkazo taratasy
11  1957 Fehezam-bary gasy

Updated on 2024/12/10