|
|
|
|

Entry1  zanahary
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny enti-milaza an' Andriamanitra, Nanahary. (Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra
Explanations in English  4  [1.2] God, the Creator. Zanahary tsy fahan-draha: God cannot be resisted by anything. (Prov.)
5  [1.7] a god, a superior being; something great or prodigious
Zanahàry: God
Explanations in French  6  [1.8] créateur, dieu, être surnaturel; chose prodigieuse
Zanahàry: Dieu
Vocabulary  7  Religions, Beliefs
Analogs  8  andriamanitra
Compound words 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Proverbs  15  Proverbs containing the word zanahary
Quotes  16  Texts mentioning zanahary

Anagrams  17 

Updated on 2025/01/21