|
|
|
|

Entry1  zareo
Part of speech  2  pronoun
Explanations in Malagasy  3  Ny ankilany, ireo amin' ny ankilany: Ry zareo ao avaratra [1.1]
Examples  4  Saingy tsy nisy niangona ry zareo: [2.470]
5  Nasehon-dry zareo ahy ny sakay milona efa ho telo taona. [2.471]
6  Dia nentin-dry zareo i Vao, hofotorana, hono. [2.472]
Tables and plates  7  All the pronouns
8  All the pronouns

Anagrams  9  arezo, zareo, zerao

Updated on 2020/07/31