|
|
|
|

Entry (1/3)1  N    n    
Part of speech  2  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  3  Tarehintsoratra fahatelo ambin'ny folo ary renisoratra fahafolo amin'ny abidy malagasy
4  Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1]
Explanations in French  5  Consonne nasale, la treizième lettre de l'alphabet malgache et la dizième des consonnes. [1.3]
Analogs  6  abidy
Tables and plates  7  The Alphabets
Article  8  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 
10 

Entry (2/3)11  -n-
Part of speech  12  particule [Full list]
Explanations in Malagasy  13  Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra na mpanao ny asan'ny matoantenin'ny iharana, atovana amin'ny teny tsy miafara amin'ny ka, tra, na, ka toy izao izany: atovana amin'ny anarana milaza ny zavatra ananana ny n' na n- (tranon' olona, akanjon-jaza) na amin'ny matoanteny iharana (ataon' olona, vitan-jaza) [1.1]

Entry (3/3)14  N    
Part of speech  15  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  16  Azôty na nitirôzenina. Singa mietona, fahafito amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English  17  nitrogen [3.1]
Explanations in French  18  azote [3.1]
Vocabulary  19  Chemistry
Tables and plates  20  Periodic Table

Updated on 2024/12/21