Entry (1/2) | 1 isika |
Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanao teny lazaina, misolo ny olona miteny raha maro ka tsy manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: Samy olombelona mety diso daholo isika. (Raha manavaka ny tena amin'ny olona itenenana, dia izahay no ampiasaina: Malagasy izahay fa ianareo vazaha). |
Explanations in English |
4 [1.2] we, including the speaker and the spoken to. Compare izahay. [Compare Rotumah is and New Hebrides akaija.]) 5 [1.7] we (including those addressed) |
Explanations in French |
6 [1.3] nous (y compris ceux à qui on parle). 7 [1.5, 1.8] nous (inclusif) |
Explanations in Italian |
8 [1.18] noi |
Analogs | 9 antsika, -ntsika |
Compound words |
|
Titles | 14 Tanindrazana sy Firenena ary isika Malagasy (Ravelojaona) |
Tables and plates |
15 All the pronouns |
Entry (2/2) | 16 ïsika |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 [1.78] [Sihanaka]
hira |
Synonyms | 19 hosika |
Anagrams | 20 asiki, isaky, isika, ïsika, saiky |
Updated on 2023/08/11 |