|
|
|
|

Entry (1/3)1  akisa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona: Mila akisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra [1.1]
Synonyms  4  kisa
Analogs  5  Tonony, vaniny, antsongony, antsontsany, antendrivary

Entry (2/3)6  akisa
Part of speech  7  adjective
Explanations in Malagasy  8  Mpampihomehy, mpanao kivazivazy, tia vosotra, tia sangy [1.1]
Explanations in English  9  Affable, agreeable, playful, jocular, amusing; good, pretty, handsome. [1.2]
Explanations in French  10  Plaisant, agréable, bonasse, jovial [1.3]
Derivatives 
11  Adjectives :
Analogs  12  Mahatsikaiky, hatsikana, arira, satriatria, mariadriaka

Entry (3/3)13  Akisa
Part of speech  14  name (biblical)
Vocabulary  15  Holy Scriptures
Explanations in English  16  Achish [2.996]
Explanations in French  17  Akish [2.996]
Synonyms  18  akisy, akisy
Biblical quotes  19  Chapters and verses mentioning Akisa
Tables and plates  20  Full list

Anagrams  21  akisa, asika, isaka, kasia, saika, sakia, siaka

Updated on 2020/07/31