|
|
|
|

Entry (1/2)1  Ambohibeloma
Root  2  vohitra, velona
Elementary words  3  vohitra, velona
Part of speech  4  name (toponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  5  [tanàna] any amin' ny faritr' Imamo, 20 km avaratr' Arivonimamo, miorina an-tampon-tendrombohitra andrefan' ny renirano Ombifotsy. Misy ala madinika toy ny eny Ambohimanga ny tehezany atsinanana sy atsimo, ary alan' amontana ny eo an-tompony. Avy atsimo ihany no tena lalana miditra ao an-tanàna ... [1.10#A.325]
Explanations in French  6  une des douze montagnes de l’Imerina, ancien fief d’un roitelet, situé dans la commune d’Ambohitrambo, à 2 km. d’Arivonimamo [1.11#86]
Vocabulary  7  Geography: towns
Analogs  8  nytendrombohitraroambinifolonytendrombohitraroambinifoloaltmalts

Entry (2/2)9  Ambohibeloma
Root  10  vohitra, velona
Elementary words  11  vohitra, velona
Part of speech  12  name (toponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  13  Ambohibeloma avaratra: vohitra ao ambany avaratra andrefan' ny havoana Ambohitsitakatra, ankevitry ny 80-90 km avy ao Antananarivo, atsimo somary andrefana kelin' Anjozorobe ... [1.10#A.326]
Vocabulary  14  Geography: towns

Updated on 2021/05/28