|
|
|
|

Entry1  Anatirova
Elementary words  2  anaty, rova
Part of speech  3  name (toponym) [Full list]
Examples  4  Nisy fitopolo ny Vadintany Ambony tao anatirova [2.508#499]
5  Mikorontana ianareo aty anatirova, mikorontana koa ny any [2.528#126]
6  Nampidirina tao anatirova ireo, ka nampisehoan' ireo Betsileo ireo fahaizana [1.437]
7  Voninahitra e izany ka natolotro ny tenako, Ary dia ao anatirova no ho fasana hilevenako! [2.1022]
8  Herintaona no nipetrahany tao anatirova, dia nangataka hampianatra tany Ambohitromby izy [2.649#1065]
Vocabulary  9  Geography: monuments
Analogs  10  anatyrova

Anagrams  11  Anatirova, anaty rova, avitranao, ivarotana, naavotray

Updated on 2024/10/20