Entry (1/8) | 1 ba |
Part of speech | 2 conjunction [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 mba [Taisaka]
[1.78] 4 mba: Ñ'kamo mihinañ'akida ka ba maniry 'hodiny à? (ilay kamo homan'akondro ka mba mitsiry va re ny hodiny e?) [Tanala] [1.78] |
Explanations in French |
5 marque l'interrogation [Taisaka]
[1.82] |
Entry (2/8) | 6 ba |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 Fery, vay [Tanosy]
[1.78] |
Vocabulary |
9 Health |
Synonyms | 10 bay |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word ba |
Entry (3/8) | 12 ba |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 Ny fingadonan' ny andalan-tononkalo, izay avy amin' ny toeran' ny tsindrimpeo amin' ny andalana tsirairay avy: Misy karazany roa ny ba, dia ny ba mingadona (ohatra Làpa) ary ny ba mitsaika (ohatra Tàratra) 15 Fomba fandrefesana ny feo amin' ny mozika: Ba efatra izany mozika izany [1.1] |
Explanations in English |
16 bar in music [Eng. Bar.] [1.2] 17 a measure in music; time in music [1.7] |
Explanations in French |
18 mesure en musique [1.8] |
Examples |
19 Betsaka ny tanora mankafy ny Kalon'ny Fahiny: te hahafantatra sy hifehy ny ba Gasy [4.12] |
Vocabulary |
20 Music: (in general) |
Compound words |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word ba |
Quotes | 24 Texts mentioning ba |
Entry (4/8) | 25 ba |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in Malagasy |
27 [frantsay bas] Karazan-tenondamba vita tanana na mima atao amin' ny kofehy volonondry izay ampifampidipidirina manara-dalàna amin' ny vin-korise na vim-ba: Manana akanjo ba mangamanga i Koto kely / Mahay manao ba ny vadin-dRabe 28 Fonon-tongotra rehefa atao anaty kiraro [1.1] |
Explanations in English |
29 stockings, socks. [Fr. Bas] [1.2] 30 knitting [1.7] |
Explanations in French |
31 [français bas] tricot [1.8] |
Vocabulary |
32 Economy: clothing |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (5/8) | 40 ba |
Part of speech | 41 noun |
Explanations in Malagasy |
42 Karazan' oviala misy vodiny boribory sahala amin' ny tavolo [Sakalava]
[1.1] |
Explanations in English |
43 a shrub [Sakalava]
[1.2] |
Vocabulary |
44 Botany: tree |
Entry (6/8) | 45 ba |
Part of speech | 46 noun |
Explanations in Malagasy |
47 [frantsay banc] Hazo fisaka lavalava misy tongony, natao hipetrahana 48 Dabilio [1.1] |
Entry (7/8) | 49 ba~ |
Part of speech | 50 prefix [Full list] |
Explanations in English |
51 a prefix joined to many roots, a balelaka [primary root lelaka] [1.2] |
Entry (8/8) | 52 Ba |
Part of speech | 53 noun (symbol) |
Explanations in Malagasy |
54 Singa mivaingana, faha-56 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] |
Explanations in English |
55 Barium. [3.1] |
Vocabulary |
56 Chemistry |
Tables and plates |
57 Periodic Table |
Updated on 2024/09/07 |