|
|
|
|

Entry (1/2)1  fiandohana (loha)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fiantombohana [1.1]
Explanations in English  4  The source, the beginning [1.7]
Explanations in French  5  Le commencement, la source [1.3, 1.8]
6  Le point de départ, le principe [1.3]
7  Origine [1.8]
Examples  8  Izaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy ny fiafarana. [2.996]
Compound words 

Entry (2/2)11  Fiandohana
Part of speech  12  noun
Vocabulary  13  Holy Scriptures
Explanations in Malagasy  14  Boky mirakitra fandinihana momba ny fiandohan' izao tontolo izao, ny fiandohan' olombelona, ny fiandohan' ny fahotana ary ny fiandohan' ny Vahoakan' Andriamanitra [2.611]
Synonyms  15  genesisy, genesisy, jenezy, jenezy

Anagrams  16  fiandohana, fidanohana, fidonahana

Updated on 2023/06/07