|
|
|
|

Entry (1/4)1  fitana
Root  2  ita
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Toerana misy ny rano marivo robohina mba hahatongavana eny andafin'ny rano. [1.1]
Explanations in English  5  [Rel. s. from mita (ita).] A ford [1.2]
6  the act of crossing a river, a valley. etc., a crossing place, a ford [1.7]
Explanations in French  7  action de traverser une rivière, une vallée, etc. ; gué [1.8]
8  traversée
9  conductibilité [1.13]
Analogs  10  fitsakana.
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  15  Proverbs containing the word fitana
Article  16  Randzavola: fitana ao amin' ny Baiboly

Entry (2/4)17  fitana
Root  18  tana
Part of speech  19  noun or adjective
Explanations in Malagasy  20  Fomba entimitana: Izao no filana sabatra raha tsy hainao.
21  Azo tanana: Tsy fitana intsony izany fomba izany ankehitriny. [1.1]

Entry (3/4)22  fitana
Root  23  tana
Part of speech  24  noun
Explanations in English  25  provincial for the hand [tanana, held.] [Provincial] [1.2]

Entry (4/4)26  Fitana
Elementary words  27  fitana
Part of speech  28  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  29  Geography: towns

Anagrams  30  atafin, fatany, FIANTA, Fitana, fitana, ifanta, itafan, nafita, natafy, natifa, nitafa, tafain, tafian, tafina

Updated on 2023/07/22