|
|
|
|

Entry1  Ineny
Root  2  i, neny
Part of speech  3  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  4  Teny iantsoana ny reny na ny vehivavy lehibe mendri-panajana izay tokony ho renin' ny tena [1.1]
Explanations in English  5  mother. A familiar word used by children in speaking of their nurses, or mother, or by any one in addressing an elderly woman. [1.2]
6  mother [1.7]
Explanations in French  7  mère [1.3#280, 1.8]
8  maman
9  terme honorifique dont on se sert à l'égard des nourrices, des femmes âgées ou respectables [1.3#280]
Examples  10  Avy taiza hianareo mianaka, hoy ineny. [2.332]
11  Ny fahalalahany no nampitomany azy, ry ineny. [2.529]
12  Avia ange, manatona eto ineny malala, hoy Raozy. [2.499]
Vocabulary  13  Forms of Address
14  Relationships: family
Proverbs  15  Proverbs containing the word Ineny

Updated on 2020/07/31