|
|
|
|

Entry1  Jonjifohy
Part of speech  2  name (anthroponym)
Vocabulary  3  History: individuals
Explanations in Malagasy  4  David Jones (na Johns) [3.1]
Examples  5  Ny tena anaran' i Mr. Johns aza dia Jones koa, nefa novany ho Johns mba hampiavaka azy roa lahy. Ny Malagasy anefa tsy nahita ny fahasamihafan' ny fanononana ny hoe Jones sy Johns, ka Mr. Jones dia nataony hoe Jonjilava, satria lahy lava ; ary Johns kosa nataony hoe jonjifohy, satria fohy. [2.649#84]
Elementary words  6  fohy
Tables and plates  7  Full list

Updated on 2024/08/23