|
|
|
|

Entry (1/2)1  K    k    
Part of speech  2  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  3  Tarehintsoratra fahafolo ary renisoratra fahafito amin'ny abidy malagasy. Nyh no miova hok amin'ny fanakamban-teny: mihinina hena =mihinan-kena. Amin'ny famoronana matoantenin'ny mpanao misy tovona man, dia alatsaka ny k amin'ny ft. ary dia akambana fotsiny amin'ny zanatsoratra manarakaraka ny man: man-kaikitra = manaikitra. [1.1]
Explanations in French  4  Dixième lettre et septième consonne de l'alphabet malgache. Dans KA final, k devient ordinairement h et quelquefois f, dans la formation des participes et des impératifs: Satroka, satrohy, satrohana, isatrohana; Daroka, darofy, darofana. Après le préfixe MAN, k initial disparaît dans les formes verbales: Kaikitra, manaikitra; Kitikitika, manitikitika; Ketoketoka, manetoketoka; Ketsa, manetsa. [1.3]
Analogs  5  abidy
Tables and plates  6  The Alphabets
Article  7  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 

Entry (2/2)10  K    
Part of speech  11  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  12  Singa mivaingana, faha-19 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English  13  Potassium. [3.1]
Vocabulary  14  Chemistry
Tables and plates  15  Periodic Table

Updated on 2024/12/21