|
|
|
|

Entry (1/2)1  mahasoa
Root  2  soa
Part of speech  3  active verb or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Raina, misy ilana azy: Fanaka mahasoa ny farafara
Ahazoana vokatra, tombony: Mahasoa ny vakiteny
Mahatsara tarehy: Mahasoa ny fonenana ny voninkazo ka mambole betsaka
Explanations in English  5  [1.7] useful, beneficial
to do good
Explanations in French  6  [1.8] utile
faire du bien
Examples  7  Saingy na dia mahasoa amin' ny fanaovan-taozavatra aza ny afo, dia mety mandoro sy mampidi-doza koa. [2.470]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word mahasoa

Entry (2/2)13  Mahasoa
Elementary words  14  maha~, soa
Part of speech  15  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  16  Geography: towns

Anagrams  17  amasoha, amosaha, asamaho, hamoasa, mahaosa, mahasoa, Mahasoa

Updated on 2024/12/25