Entry |
mahatanty
(tanty)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mahazaka, mahalefitra: Tsy mahatanty esoeson-teny izy [1.1]
|
| Maozatra, tsy laitra, mahari-pery [1.13]
|
Explanations in English | To be able to endure; to be able to resist temptation [1.7]
|
Explanations in French | être capable de soutenir; être capable de résister à la tentation [1.8]
|
| Résistant [1.13]
|
Morphology |
Present : |
mahatanty |
Past : |
nahatanty |
Future : |
hahatanty |
|
Analogs |
mahatohitra |
|
Entry |
Mahatanty
|
Part of speech | name (anthroponym)
|
Examples | Ny toerana nalaza nisy ady mafy indrindra dia ny tao Anosimena-Mahajilo, izay naharesy an' i Mahatanty sy ny tao Ambiky, renivohitr' i Toera
[2.508]
|
Vocabulary |
|