|
|
|
|

Entry (1/2)1  P    p    
Part of speech  2  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  3  Tarehintsoratra fahadimy ambin'ny folo ary renisoratra fahiraika ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. Amin'ny fanakambanan-teny, ny f miova ho p: sarotra fantarina = saro-pantarina. [1.1]
Explanations in French  4  La quinzième lettre et onzième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Analogs  5  abidy
Compound words 
Tables and plates  7  The Alphabets
Article  8  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 
10 

Entry (2/2)11  P    
Part of speech  12  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  13  Fôsfôrô. Singa mivaingana, faha-15 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English  14  Phosphorus. [3.1]
Explanations in French  15  Phosphore. [3.1]
Vocabulary  16  Chemistry
Tables and plates  17  Periodic Table

Updated on 2024/12/21