|
|
|
|

Entry1  Radama I
Part of speech  2  name (anthroponym)
Vocabulary  3  History: individuals
Explanations in Malagasy  4  Radama I (±1793-1828, manjaka 1810-1828) [2.113]
5  Valo ambin' ny folo taona Radama fony nanombaka nanjaka nandimby an-drainy ary nanjaka 18 taona. Na dia kelikely ray aza dia tsara toe-batana, maherihery maso, mavitribitrika ary nahagaga ny hakingan-tsainy nahaforonany eo ho eo ny zava-kendreny. Nisy Temoro roa lahy nampianatra azy nanoratra tamin' ny litera arabo. Ratsilikanina sy Andriamahazonoro no anaran' ireo Temoro nohafaran' Andrianampoinimerina hitaiza an-dRadama. ... [2.113]
Examples  6  Niamboho tamin' ny 27 jolay 1828 Radama I. [2.508#508]
7  Nanao fanekena Radama sy ny Govememanta Englisy. [2.113#93]
Elementary words  8  Radama, I
Titles 
Tables and plates  12  Full list
Illustrations 
13 

Updated on 2023/11/20