Entry | 1 Ramatoa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny ilazana ny zanakavavy voalohany: Raha nisakana Ramatoa, tsy ary ianao Raivo Ampiasaina hilazana ny vehivavy vady andefimandry: Rangahy no tao an-trano fa ramatoa lasa niantsena Ilazana amim-panajana rahefa mety ho vehivavy, ka ampiasaina mandeha irery izy na miaraka amin' ny anaran' Bay olona: Tsy naharitra ilay Ramatoa ka lasa. Tonga ao Ramatoa Rasoa Iantsoana ny vehivavy iresahana: Aoka re, Ramatoa, fa azoko ny tianao holazaina |
Examples |
4 Tapitry ny mpila ve ramatoa? [2.131] 5 Fa raha ramatoa Ramavo kosa, marina mihitsy ny tenin-dRenilezo hoe: [2.324] |
Vocabulary |
6 Forms of Address |
Antonyms | 7 andriamatoa |
Analogs | 8 rtoa |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word Ramatoa |
Anagrams | 10 amatora, Ramatoa |
Updated on 2022/01/25 |