|
|
|
|

Entry (1/2)1  ranomainty
Elementary words  2  rano, mainty
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Rano fanoratana amin' ny taratasy, izay misy lokony samihafa ka ny mainty dia atao fotsiny hoe ranomainty, fa ny hafa kosa dia ampiana ny anaran-dokony avy; ranomainty manga, ranomainty mena [1.1]
Explanations in English  5  Ink, black ink, blacking. [1.2]
6  ink [1.7]
Explanations in French  7  encre [1.8]
Examples  8  Dia nandray ny ranomainty sy ny penina izy, ka niantomboka hanoratra. [2.324]
Compound words 

Entry (2/2)11  Ranomainty
Elementary words  12  rano, mainty
Part of speech  13  name (toponym) [Full list]
Examples  14  Ary dia niainga ny andriana nony vita ny lokan' ady, nipaka any ranomainty sy Maharivo ny vahoaka. [2.48]
Vocabulary  15  Geography: towns

Anagrams  16  imontirana, Maintirano, miotrinana, namoritany, notarainim, Ranomainty, ranomainty

Updated on 2024/12/21