|
|
|
|

Entry1  Sakalava
Part of speech  2  name (ethnonym)
Vocabulary  3  History: clans, tribes
Explanations in Malagasy  4  Anaram-poko lehibe monina amin' ny tany anelanelan' Ampasimena, avaratra, hatrany Toliary, atsimo, ary ny atsinanana, voafaritry ny tandavan-tendrombohitra mamaritra ny tanin' ny Marina. Azo zaraina ho faritra efatra lehibe ny Sakalava, izay ireto avy raha asesy avy avaratra: i Boina (renivohitra Mahajanga), Ambongo (renivohitra Besalampy), i Menabe (renivohitra Morondava), ary i Fiherenana (renivohitra Toliary) [1.1]
Explanations in French  5  peuple habitant la côte ouest, nord-ouest et nord de Madagascar (villes principales: Morondava, Majunga, Nosy Be) 6  Sakalavan' i Menabe: les habitants de l'ancien royaume du Menabe 7  Sakalava avaratra: les Sakalava du Nord 8  Sakalavan' i Boina: les habitants de l'ancien royaume du Boina 9  Sakalava masikoro: les éleveurs et agriculteurs de l'intérieur 10  Sakalava vezo: les pêcheurs qui vivent sur le littoral [1.5]
Compound words 
Titles 
Proverbs  17  Proverbs containing the word Sakalava
Tables and plates  18  Dialectal words

Entry19  sakalava
Vocabulary  20  Botany: scientific species
Local names of plants 
21  Acacia sakalava  roimena, roipitaka, roipitiky
22  Aphananthe sakalava  hidina
Local names of animals 
23  Ploceus sakalava  fodimavo

Updated on 2020/07/31