|
|
|
|

Entry1  Tanala
Part of speech  2  name (ethnonym)
Vocabulary  3  History: clans, tribes
Explanations in Malagasy  4  Foko lehibebe, mitoetra amin' ny tany misy ny havoanan' Ikongo rakotr' ala izay manapaka azy hatrany avaratra ka hatrany atsimo, ary voafaritry ny tanin' ny Betsileo, andrefana; ny Betsimisaraka sy ny Antambahoaka, sy ny Antaimoro ary ny Antaifasy, atsinanana, ary ny ony Manampatrana, atsimo; mivelona amin' ny vokatry ny ala ny Tanala; tanàn-dehibe: Ambohimanga atsimo, Ivohibe, Ifanadiana [1.1]
Explanations in English  5  the dwellers in the forests. [1.2]
Explanations in French  6  populations forestières du sud-est de Madagascar (villes principales: Fort-Carnot, Ivohibe, Ifanadiana) [1.5]
Elementary words  7  t~, ala
Titles 
Tables and plates  10  Dialectal words

Anagrams  11  antala, lataña, talana, Tanala

Updated on 2023/08/12