|
|
|
|

Entry (1/2)1  tra-boina
Elementary words  2  tratra, voina
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] voan' ny loza, tra-doza
Explanations in English  5  [1.7][traboina] victims of disaster
Explanations in French  6  [1.8][traboina] sinistré
Examples  7  Ankasitrahana ireo fikambanana sy ireo malala-tànana rehetra izay niara- nifarimbona tamin' ny fanampiana ireo traboina. [1.368#]
Titles  8  Tra-boina (Rakoto Odeam)

Entry (2/2)9  Tra-boina
Elementary words  10  tra-boina
Part of speech  11  name (book title) [Full list]
Vocabulary  12  Literature: books
Author  13  Rakoto Odeam

Anagrams  14  atrobany, taborina, tra-boina, Tra-boina

Updated on 2024/08/13