|
|
|
|

Entry (1/2)1  Z    z    
Part of speech  2  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  3  Tarehintsoratra faharoapolo na farany ary renisoratra fahenina ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, izay miova ho j amin'ny fanakambanan-teny: Toetra zavatra miova ho toe-javatra; ary toy izany koa raha mikambana amin'ny tovona man mba hanaovana matoanteny: Man zaitra = manjaitra.
4  Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1]
Explanations in French  5  Dernière lettre et seizième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Analogs  6  abidy
Compound words 
Tables and plates  8  The Alphabets
Article  9  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 
10  11 

Entry (2/2)12  Z
Part of speech  13  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  14  zatokilao [1.13]
Vocabulary  15  Physics

Entry (3/2)16     

Updated on 2024/12/21