Entry | zakarandahy | |
Part of speech | noun | |
Examples | Novoleko ahitra ny tokotany fa teo no nijoalajoala ilay zakarandahy lehibe nahafinaritra nanome endrika ny tanàna.
[2.356] | |
Vocabulary | Botany | |
Other spellings | zakarandaha | |
Entry | Zakarandahy | |
Part of speech | name (pseudonym) | |
Explanations in French | Samuël Rajaobelison [1.11] | |
Examples | Samuel Rajaobelison - na Zakarandahy eo amin'ny fanoratana, teraka tamin' ny 25 septambra 1915 - dia anisan'ny poety manana ny toetrany manokana: mahay mamorona sy mampisy ny tsy misy ary mampiseho izany amin' ny sary mova tsy ny vita hosodoko;
[2.314] | |
Vocabulary | Literature: authors | |
Tables and plates | unkLabel:mpanoratra: | |
Updated on 2023/02/20 |