|
|
|
|

Entry1  Zanamihoatra Randja
Part of speech  2  name (anthroponym)
Vocabulary  3  Literature: authors
4  History: individuals
Explanations in Malagasy  5  Randja Zanamihoatra (1925-2015)
Edmond Randriamananjara no tena anarany. Teraka tao Vatovory (Ambositra) tamin' ny 29 mey 1925. Nianatra tao amin' ny Ecole Benjamin Escande. Nanomboka nanoratra tamin' ny 1944.

Ireto avy ny gazety namoahany ny tononkalony: Fandrosoam-baovao, Asa vadi-drano, Mandroso, Malagasy Vaovao ... ary efa namoaka bokim-poezy kely maro mpitia koa izy : Ary nihira aho, Ako sy feo, Ny lehilahy, Ny vehivavy.

Nahazo ny loka voalohany tamin' ny fifaninanana poezy nampanaovin' ny Conseil Municipal-n ' Antananarivo tamin' ny 1958 noho ilay asa sorany mitondra ny lohateny hoe: Tandindona sy Ra. [2.342]

Elementary words  6  Zanamihoatra, Randja
Literary works  7  Eny, alina
8  1969 Vainafo Tononkira
Tables and plates  9  Full list

Updated on 2023/11/20