|
|
|
|

Entry1  afakomaly
Elementary words  2  afaka, omaly
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  Teny enti-milaza ny andro talohan' ny omaly, izany hoe indroa andro alohan' ny andro itenenana: Raha alatsinainy anio, asabotsy afakomaly [1.1]
Explanations in English  5  the day before yesterday [1.2, 1.7]
Explanations in French  6  avant-hier [1.8]
Examples  7  afakomaly izy no tsy teto [2.131]
8  Vao afakomaly io no nofenoiko, hoy Ineny, fa angamba mitete. [2.332#]
Vocabulary  9  Time
Compound words 

Updated on 2023/11/24