Entry | 1 aizana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ny zaza manan-jandry ao an-kibo: Firy taona izao ny anao ny aizana? [1.1] |
Explanations in English |
4 the youngest child in a family when the mother is again pregnant, also used of the youngest child but one. [1.2] |
Examples |
5 Akory ity ilay malaina no mitarehin-jaza aizana ka mavozon' ny haka-moany, manavin-tazon' ny halainany, ary mitarehim-balala maty! [2.69#] |
Vocabulary |
6 Relationships: family |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word aizana |
Anagrams | 15 aizana, iazana |
Updated on 2023/08/11 |