|
|
|
|

Entry (1/4)1  akany
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Tranom-borona [1.1]
Explanations in English  4  the nest or roosting place of wild birds. [1.2]
5  a nest [1.7]
Explanations in French  6  nid [1.8]
Vocabulary  7  Zoology: (in general)
Morphology 
8  Simple :
Phytonyms 
Article  10  Randzavola: akany ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
11  12 

Entry (2/4)13  akany
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  trano na tanàna nahaterahana na nonenana fony fahazaza: Hontsa daholo izahay nandao ilay akany nahabe [1.1]
Explanations in English  16  a youth center. [1.7]
Explanations in French  17  foyer (pour les jeunes). [1.8]

Entry (3/4)18  akañy
Part of speech  19  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  20  any aminy, manambara toerana misy ny zavatra anontaniana ka tsy eo fa any amin'ilay toerana nialan'ilay mpanontany [Betsimisaraka] [1.78]
21  any [Sihanaka] [1.78]

Entry (4/4)22  akany
Part of speech  23  noun
Explanations in Malagasy  24  ady, fifandirana [Bara] [1.78]
25  [akañy] Fifandirana [Taisaka] [1.78]
26  Fifandirana [Tanosy] [1.78]
Explanations in French  27  [akañy] argumentation, discussion [Taisaka] [1.82]
Derivatives 
28  Active verbs :
Synonyms  29  ankany

Anagrams  30  aanky, akain, akañy, akany, anaky, anika, ankay, Ankay, inaka, kaina, kiana, nakai, nakia, niaka

Updated on 2022/07/30