|
|
|
|

Entry (1/2)1  ala kaforo
Part of speech  2  locution
Vocabulary  3  Religions, Beliefs
Explanations in English  4  A name used in astrology for the first and third days in adimizana, the seventh month of the Malagasy year. [1.2]
Explanations in French  5  Nom d'un destin [1.3]
Examples  6  Ny teraka alatsinainy ny adimizana dia alakaforo mpiady amin-drafozana. [1.381#]
7  Aza ritina re ny azonao, Aza laninao re ny lovanao, Fa izay tsy misy alakaforo, Izay tsy manana Alakaosy. [2.69]
Elementary words  8  ala, kaforo

Entry (2/2)9  alakaforo
Part of speech  10  noun
Vocabulary  11  Emotions
Explanations in Malagasy  12  Di-doha, fikiribibiana, fifikirana amin' ny hevitry ny tena. [1.1]
Explanations in French  13  Opiniâtreté, persistence [1.3]

Updated on 2023/06/12