|
|
|
|

Entry (1/2)1  ambatra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Fiakanakanana raha miteny, fiahotrahorana mova tsy ny vahobahotra mihitsy ny vava ka ny teny na ny fehezanteny tokony ho indray misosa manjary miraikidraikitra [1.1]
Explanations in English  4  tongue-tied. [1.2]
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
Synonyms  9  ambatrambatra

Entry (2/2)10  ambatra
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  fandri-pody, fandrika atao eo an-tanimbary mba hisamborana ireny vorona mandratra ny vary ireny [Betsimisaraka] [1.78]

Anagrams  13  ambatra, matraba

Updated on 2020/07/31