Entry |
ambivitra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Anarana kilalao fanaon' ny ankizy ka izay resy sintonina na vivitina ny sofiny [1.1]
|
Explanations in English | Pulling of the ears in play; "having a pig by the ear." See vivitra. [1.2]
|
Explanations in French | Jeu dans lequel on tire les oreilles du vaincu [1.3]
|
Vocabulary |
Other spellings |
|
Entry |
ambivitra
(any, vivitra)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Kely dia kely sisa tsy...: Ambivitra no tsy nianjeran' ilay fiarakodia tany anaty hady Ambavahoana, efa akaiky ny ho faty: Efa ambivitra ny ain' itỳ olona maratra itỳ [1.1]
|
Synonyms | |
Compound words |
|
|