Entry (1/2) | 1 ambonivohitra |
Elementary words | 2 ambony, vohitra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Renivohitra na tanàn-dehibe mifanahatahaka amin' ny renivohitra: Mandany be izany mivelona atỳ ambonivohitra izany Ny tena ao anatin' ny faritry ny tanàna: Mizara ho fokontany maro Antananarivo ambonivohitra Ny olona mponina an-tanàn-dehibe, izay atao koa hoe Tambonivohitra: Hita ihany ny maha-ambonivohitra anareo, Randria: tsy mivoaka raha tsy mikiraro |
Explanations in English |
5 [1.2] The dwellers in the town as distinguished from ambanivohitra |
Explanations in French |
6 [1.3#30] citadins de la capitale, rang des villes ou villages assimilés à la capitale |
Examples |
7 "Ambarako anareo ambonivohitra sy ambanivohitra: [2.48] 8 Voalohany dia tsara raha atambatra ho iray ny sata roa manavaka ny ambanivohitra sy ny ambonivohitra. [4.27#] |
Vocabulary |
9 Geography: (in general) |
Antonyms | 10 ambanivohitra |
Entry (2/2) | 11 ambonivohitra |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in English |
13 [1.2] the dead not yet buried |
Explanations in French |
14 [1.3#30] se dit des défunts dont la mort est déclarée en attendant les honneurs de la sépulture |
Updated on 2023/06/14 |