Entry |
ampaha~
|
Part of speech | prefix
|
Explanations in English | A prefix joined to numerals, making them into fractional parts, as ampaharoany, one half; ampahatelony, one third, etc. [1.2]
|
Examples | Ary izay tokony ho anjaran' ny fitoerana masina ka notanany, dia haveriny mitongoa ny ampaha-diminy, ka homeny ny mpisorona.
[2.996]
|
|
Entry |
ampaha
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Isa misy mpanondro sy mpanisa [1.13]
|
Explanations in French | Fraction [1.13]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|
Entry |
ampaha
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsileo, Taimoro, Tanosy]
Kary [1.78]
|
| [Sakalava]
Saka dia mainty, izay kelikely vatana kokoa noho ny saka fahita andavanandro [1.1]
|
Explanations in English | [Provincial]
The name of a cat run wild. See kary. [Swa. paka, a cat.]
[1.2]
|
Explanations in French | [Tankarana]
Chat sauvage. [1.19]
|
Vocabulary |
|