Entry (1/2) | 1 andahiny |
Root | 2 any, lahy, -ny |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.10] ny andahiny na kidobony amin' ny ampongan' ny ntaolo dia ilay lafiny dobohana amin' ny fively, ary amin' ny valiha kosa dia ny tadin' ny feo ambony na andahiny |
Explanations in English |
5 [1.2] the bass end of the drum; the treble chord of the valiha. |
Explanations in French |
6 [1.3] le côté de tout instrument qui donne le son aigu ; la voix, les cordes hautes |
Vocabulary |
7 Music: (in general) |
Antonyms | 8 ambaviny |
Compound words |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word andahiny |
Entry (2/2) | 11 andahiny |
Root | 12 any, lahy, -ny |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 [1.10] amin' ny rafitra hazo, na amin' ny tefy, dia ny tendron-kazo, ets. izay miditra ao amin' ny ilany keoka na loaka mba hampikambana ny roa tonta no atao hoe andahiny |
Explanations in French |
15 [1.3] le côté bouveté portant la baguette; se dit de la partie des engrenages, des jonctions, des pentures. etc, qui portent le bout plein entrant dans la partie vide 16 [1.5] pièce mâle |
Antonyms | 17 ambaviny |
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word andahiny |
Anagrams | 20 andahiny, andiniha, danihina, dinahina, hadaniny, hadinina, hanidian, hanidina, hiandany, hidanina, hidinana, idanihan, idinahan, nahadiny, nahidina, niandahy, nidaniha, nidinaha, nihadian |
Updated on 2020/07/31 |