Entry |
andriambavy
|
Elementary words | andriana ;
vavy |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Teny fanajana fanao eo alohan' ny anaran' ny andriana vehivavy na iantsoana azy raha miresaka aminy: Ny andriambavy Rabodoseheno. Aoka re, ny andriambavy, fa dia ianao indray ve no hisahirana hankany aminay [1.1]
|
Explanations in English | [vavy, feminine.] The female nobility, a princess. [1.2]
|
Phytonyms |
|
|
Entry |
andriambavy
|
Elementary words | andriana ;
vavy |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Anaran-karatra filalaovana misy sarina mpanjakavavy [1.1]
|
Explanations in French | Dame; jeu de cartes [1.13]
|
Vocabulary |
Analogs |
ampamaky ~
andriandahy |
Illustrations |
|
|