Entry (1/2) | 1 angamerana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10#A.243] karazam-biby anaty rano izay mafy sy marokoroko ny hodiny, ka azo anaovana honkon' antsy, na varombom-pamaky na angady, ets. ; ny tendron-drambony aza dia fanao zaran' antsy. Atao hoe koa angaMIra izy. 4 [1.1] Anaram-biby any anaty rano, mafy hoditra |
Explanations in English |
5 [1.2] [Provincial]
[mira, equal.] Name of some animal of which the skin is imported to make knife-handles, rings, or ferrules |
Examples |
6 Nony ilay efa natory tsara iny ny olona, dia nesoriny ny angamerana niakanjoany [2.69] |
Entry (2/2) | 7 angamerana |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Anaran-kazon' ala vaventy, fanaovana sary sokitra, tongo-parafara (Vernonia merana) |
Explanations in French |
10 [1.196] (de angatra et merana) Brachylaena merana (Baker) Humbert (Asteraceae). En dépit de son nom, cet arbre n'est pas toxique. Il fournit un bois employé en construction. C'est quand on l'employait à la construction des tombeaux qu'il était nommé angamerana. [Merina]
|
Vocabulary |
11 Botany: tree |
Synonyms | 12 merana |
Scientific name |
|
Updated on 2020/07/31 |