Entry | angidina | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Bibikely lavalava vatana, manana elatra manify dia manify roa mifanaingina andaniny avy, ary manidintsidina eny ambony rano. (Ny ondrindrano izay mivelona any anaty rano no miofo ho angidina [1.1] | |||
Explanations in English | A species of dragon-fly. Libellula sp. [1.2] | |||
A dragonfly [1.7] | ||||
Explanations in French | Libellule [1.8] | |||
Scientific name | Libellula | |||
Vocabulary | Zoology: invertebrates | |||
Compound words |
| |||
Zoonyms |
| |||
Phytonyms |
| |||
Analogs | ondrindrano | |||
Proverbs | Proverbs containing the word angidina | |||
Anagrams | adingina, angidina |
Updated on 2020/07/31 |