Entry | 1 angivy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Zavamaniry lehibe noho ny anana nefa kely noho ny hazo madinika; mangidingidy mahafinaritra ny voany ka be mpitia andrahoina miaraka amin' ny ro |
Explanations in English |
4 [1.2] the name of a prickly shrub. Solanum crythracunthum, Bojer. Same as hery, voangivy, and roingivy (Bets.), which last see. |
Explanations in French |
5 [1.196] (de ngivy, mis pour ngidy: amertume extrême) Nom générique des fruits des solanum consommés comme condiments. Ce sont surtout : Solanum erythracanthum Bojer ex Dunal, Solanum heteracanthum Merr. & L.M. Perry, Solanum indicum L. et Solanum macrocarpon L. (Solanaceae). [Merina]
6 [Betsileo] 7 [Sihanaka] 8 [Betsimisaraka] |
Examples |
9 Valin-kabary ity ka ho boriboriako toa voan' angivy ihany aloha. [2.245] |
Vocabulary |
10 Botany: tree |
Synonyms | 11 hery, roingivy, voangivy |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Scientific name |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word angivy |
Updated on 2020/07/31 |