Entry |
angoatenda
|
Elementary words | angoaka ;
tenda |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Feo avo avy any an-tenda ataon' ny ankizilahy eny an-tsaha -- indrindra ny mpiandry omby -- rehefa mifampihaiky ady izy; toy izao no fanaony azy: sady dondoniny ny traotraokany no miantso mafy izy ary dia manahaka ny fanenon' ilay sahona kely atao hoe angoaka ny feo ataony amin' izany [1.1]
|
Explanations in English | A song, and mode of singing by children in play, imitating the cry of the frog [1.2]
|
Explanations in French | Voix de grenouille: sons que faisaient entendre les enfants avec leur gosier sans articuler [2.415]
|
Examples |
1 | Ilay angoatenda, lasa zary sioka-masinina mihiaka izany.
[2.4]
|
2 | Tsy azoko loatra ny tonon-kira, fa ny feony dia tsy misy ifandraisany mihitsy amin' ny feon-kira fandre : angoatenda somary farina, migoboka daholo, manonjanonja, indraindray mafy, indraindray malemy, sahala amin' ny feo mirehaka no ampihiraina.
[2.472]
|
|
Vocabulary |
|