Entry | 1 ankohonana |
Root | 2 hohona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fitambaran' ny olona rehetra izay iadidiana ao anatin'ny tokantrano: vady aman-janaka, ray aman-dreny antitra, mpiasa, havana na zana-kavana mipetraka ao amin'ny tena [1.1] 5 fitambaran'ny olona ao anaty tokantrano iray izay ahitana ny ray sy ny reny ary ny zanaka [1.13] |
Explanations in English |
6 A family, a household. [1.2] 7 a household [1.7] |
Explanations in French |
8 la famille, les gens de la maison, ceux qui sont sous la dépendance ou la juridiction de... [1.3] 9 maisonnée [1.54] 10 la famille, les gens de la maison [1.8] 11 ménage, famille [1.13] |
Examples |
12 Dia miara-misaika rano ny ankohonana. [2.245#] 13 Tsy hisy harena ho tafatsangana mba hamelomana ny ankohonana. [2.528#] |
Vocabulary |
14 Relationships: family |
Article |
15 Randzavola: ankohonana ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 16 ankohonana, hanokonana, nanahonako, nanohanako, nanonahako |
Updated on 2023/01/20 |