Entry | antima | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka] Karazan-gidro [1.78] | |||
Karazana varika mifandray indrindra amin' ny simpona [1.1] | ||||
Explanations in English | A species of lemur [1.2] | |||
Vocabulary | Zoology: mammals | |||
Derivatives |
| |||
Tables and plates | The Lemurs | |||
Entry | antima | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Olona ratsy tarehy aoka izany [1.1] | |||
Anagrams | antima, manaty, matañy, mitana, tamany, tamina |
Updated on 2022/10/15 |