|
|
|
|

Entry (1/2)1  mitana
Root  2  tana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mangeja na mitondra zavatra eny an-tanana: Nitana ny satrony tamin' ny tanany ankavia izy
Mihazona zavatra tsy ho afa-mihetsika: Iza no hitana ity omby ity fa mila hitroatra ilay izy
Tsy mamela hivoaka na handeha na handositra: Ny reniny ihany no nitana ny zanany tao an-trano
Mandraikitra ao an-tsaina, mahatsiaro lalandava: Aoka ianao hitana tsara izao teny izao
Mitahiry: Mitana lolompo
Explanations in English  5  [1.7] to lay hold of; to hold; to arrest (of police)
Explanations in French  6  [1.3#664, 1.8] retenir, saisir
7  [1.3#664] garder, arrêter
8  [1.8] arrêter (se dit de la police)
9  [1.405] [Sakalava-Mayotte] tenir, retenir, saisir
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  mihazona, mitangazona, mitangozana, mamikitra, mamahatra
Compound words 

Entry (2/2)22  mitanà
Root  23  tana
Part of speech  24  imperative of active verb mitana [Full list]
Explanations in Malagasy  25  [1.1]
Explanations in French  26  [1.3]

Anagrams  27 

Updated on 2025/01/21