Entry (1/2) | 1 mihazona |
Root | 2 hazona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitana: Mihazona akoho amin' ny tendany 5 Tsy manome olona ny tokony ho azy: Tsy tsara ny mihazona ny karaman' ny mpiasa [1.1] |
Explanations in English |
6 to hold, to grasp, to detain. [1.2] 7 to grasp, to retain [1.7] |
Explanations in French |
8 retenir, tenir; saisir [1.8] |
Examples |
9 Nivinkina nankany anaty rano ilay tovovavy, dia nanatona ny lakana sady nihazona ny sisiny. [2.5] 10 Nosarihina tamin' ny tady nihazona azy amin' ny sambolay ny lakana. [2.471] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 15 mihazòna |
Root | 16 hazona |
Part of speech | 17 imperative of active verb mihazona |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] |
Explanations in French |
19 [1.3] |
Tables and plates |
20 All the active imperatives |
Anagrams | 21 manohiza, mihazona, mihazòna, mihozana, manohiza, mihazona, mihazòna, mihozana |
Updated on 2023/01/20 |