Entry (1/2) | 1 mihazona |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitana: Mihazona akoho amin' ny tendany Tsy manome olona ny tokony ho azy: Tsy tsara ny mihazona ny karaman' ny mpiasa |
Explanations in English |
4 [1.2] to hold, to grasp, to detain. 5 [1.7] to grasp, to retain |
Explanations in French |
6 [1.8] retenir, tenir; saisir |
Examples |
7 [2.5] Nivinkina nankany anaty rano ilay tovovavy, dia nanatona ny lakana sady nihazona ny sisiny. 8 [2.471] Nosarihina tamin' ny tady nihazona azy amin' ny sambolay ny lakana. |
Root | 9 hazona |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 14 mihazòna |
Part of speech | 15 imperative of active verb mihazona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Explanations in French |
17 [1.3] |
Root | 18 hazona |
Anagrams | 19 anohizam, hamoizan, ihazonam, manohiza, mihazona, mihazòna, mihozana, nihazoam, nohazaim |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |