|
|
|
|

Entry (1/3)1  antsasaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza zavatra simba, lo, masiso (fiteny indrindra amin' ny ravinkazo, lokon-javatra manopy vony).
Explanations in English  4  [1.2] artificial ripening of fruits and tobacco.
Explanations in French  5  [1.3] gâté, fermenté, terni; se dit des couleurs, des feuilles, des légumes, qui jaunissent ou se moisissent.
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
10  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/3)14  antsasaka
Root  15  sasaka
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17  [1.1] Ila na tapa-javatra nozaraina roa mitovy: Nozarainy ny mofo ka nomeny ny zandriny ny antsasany
Explanations in English  18  [1.7] a half, one half
Explanations in French  19  [1.3] la demie, la moitié d'une chose déterminée
20  [1.5] moitié d'une chose
21  [1.8] la moitié, les uns ... les autres
22  [1.13] moitié, demi
Examples  23  1 grama isan'andro ho an'ny olon-dehibe ary antsasaka grama isan'andro ho an'ny ankizy [2.424#]
Synonyms  24  antsasany
Compound words 
Proverbs  30  Proverbs containing the word antsasaka

Entry (3/3)31  antsasaka
Part of speech  32  noun
Explanations in Malagasy  33  [1.78] [Betsimisaraka] akondro, ny akondro masaka ihany no atao hoe antsasaka
Explanations in French  34  [1.405] [Sakalava-Mayotte] banane mûre
Vocabulary  35  Botany: fruit

Updated on 2023/06/12