|
|
|
|

Entry1  avoko
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany: grass
Explanations in Malagasy  4  Voninkazo dia maniry eny an-tanety, mandadina, mavokely ny voniny ary ny vodiny sahala amin' ny vomanga fotsy, sady fihinana koa [1.1]
5  Ny avoko dia sarin' olona tsotsotra na manetry tena [1.1]
Explanations in English  6  A small straggling herb, the root of which is eaten in times of scarcity. Vigna angivensis, Baker. Same as kimaotsa (Bets.). [1.2]
Explanations in French  7  Nom d'une racine comestible. [1.19]
8  (de voko : courbé, cintré, allusion à la forme des fruits). [1.196]
9  Vigna angivensis Baker (Fabaceae). Racine charnue, comestible en cas de disette. Excellent fourrage pour les animaux. [1.196]
10  Tephrosia lyallii Baker (Fabaceae). Bonne espèce fourragère. [1.196]
Examples  11  Nitsimoka koa ny vonin' avoko. [2.529]
12  Toa irony vonin' avoko anaty vero. [2.296]
13  Lazao azy, ry vonin'avoko an-tampon-tanety; [1.282]
Synonyms  14  kimaotsa
Compound words 
Phytonyms 
Scientific name 
Proverbs  18  Proverbs containing the word avoko

Anagrams  19  avoko, ovoka

Updated on 2020/07/31